# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Tohin'ny lisitr'ireo manam-pahefan'i Solomona. # Beni-hora ... Beni-dakera ... Beni-haseda Ireo dia anaran'olona. Marihana fa "Bena" dia ialohavan'ny anarana midika hoe "zanaka lahin'i" ka i "Bena hora" dia midika hoe "zanaka lahin'i Hora." # any an-tany havoana ... tao Makaza ... tao Arobota "izay manam-pahefana misahana ny tany havoana ... izay mananm-pahefana an'i Mikaza ... izay manam-pahefana misahana an'i Arabota" # Efraima ... Makaza ... Sablima ... Beti-semesy ... Elon-beti-hanana ... Arobota ... Soko ... Hefera Ireo dia anaran-toerana.