# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ireo mpivaro-tena roa dia mitantara ireo tantarany amin'i Solomona. # voatsindriny izy. Izany dia mety fanampiana hilazàna fa ity no nahatonga ilay zazakely maty. D.H: "voatsindriny tsy nahy ilay zazanany ary tavela teo aminy" # ny mpanomponao Ilay vehivavy dia miresaka toy ny firesahana amin'ny olon-kafa mampiseho fa izy dia manaja an'i Solomona. D.H: "Izaho"