# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Adonija dia hizara ny fangatahany amin'i Batseba. # aza lavina aho ... tsy handao anao izy fandaozana olona dia sarinteny amin'ny fandàvana hijery olona, ka izay mivadika dia sarinteny amin'ny fandavàna hatao amin'izay olona mangataka. D.H: "aza mandà hanao izay angatahiko... tsy handao hanao izay hangatahinao izy." # Abisaga ilay Sonemita Olona iray avy any amin'ny tanànan'i Somena.