# Ry zanaka malala Jaona dia zokiolona ary mpitondra azy ireo. Izy dia mampiasa io fitenenana io mba hampiseho ny fitiavany azy ireo. DH: "Ry zanako malalako ao amin'i Kristy" na "Ianareo izay malala amiko toy ny zanako." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:1. # aza avela hisy olona hamitaka anareo Ny hoe resy lahatra tamin'ny tsy fankatoavana an'i Kristy dia resahina toy ny hoe nisy voavily tamin'ny lala-marina izay tokony arahina. DH: "aza avela hisy hanadala anao" na "aza avela hisy hamitaka anao" # Ilay iray izay manao ny fahamarinana dia marina, tahaka ny mahamarina an'i Kristy "Izay manao ny marina dia manao izay mahafaly an'Andriamanitra tahaka an'i Jesosy manao izay mahafaly an'Andriamanitra." # avy amin'ny devoly "an'ny devoly" na "tahaka ny devoly" # hatrany am-piandohana Izany dia maneho ny fotoana nahariana efa tany aloha be talohan'ny nanotan'ny olombelona voalohany. DH: "hatrany amin'ny fotoana talohan'ny fahariana" # ny Zanak'Andriamanitra dia naseho Afaka atao hoe: DH: "Andriamanitra nampiseho ny Zanany" # Zanak'Andriamanitra Izany dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy izay mamaritra ny fifandraisany amin'Andriamanitra.