# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia manomboka mamarana ny taratasy sy manao veloma avy amin'ireo fiangonana hafa, ary koa avy amin'i Priska, Akila, ary Paoly izy tenany. # ny ankohonan'i Stefanasy Stefanasy dia ilay iray tamin'ireo mpino voalohany tao amin'ny fiangonana Korinto. # Asaia Anarana faritany Grika iray.