# ary aza mandrara an'iza na iza hiteny amin'ny fiteny tsy fantatra Ataon'i Paoly mazava fa ny miangona miresaka amin'ny teny tsy fantatra ao am-piangonana dia azo atao sy azo ekena. # Fa avelao ny zava-drehetra atao araka ny tokony ho izy sy am-pilaminana Manantitrantitra i Paoly fa ny fivoriam-piangonana dia tokony hatao amin'ny fomba milamina. DH: "Fa ataovy araka ny tokony ho izy sy am-pilaminana ny zavatra rehetra" na "Fa ataovy amin'ny fomba milamina, manara-dalàna ny zavatra rehetra"