# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Tian'i Paoly ho fantatr'izy ireo fa na dia manan-danja kokoa aza ny fampianarana satria mampianatra ny olona izany, dia tsy maintsy atao am-pitiavana izany. # Mitadiava fitiavana Paoly dia miresaka momba ny fitiavana toy ny hoe: olona. "Araho ny fitiavana" na "Miasà mafy mba hitia ny olona" # indrindra fa ny mba haminanianareo "ary miasà mafy kokoa mba ho afaka haminany" # manorina Resahin'i Paoly toy ny hoe fananganana trano ny fanampiana olona. DH: "manampy ny olona." Jereo izay nandikanao ny "manorina" ao amin'ny 8:1.