# Fa ankehitriny isika dia mahita tsy mivantana amin'ny fitaratra Ny fitaratra tamin'ny andron'i Paoly dia vita tamin'ny vy mangirana fa tsy fitaratra ary manome taratra manjavozavo. # ankehitriny isika dia mahita Ireo mety ho dikany: 1) "ankehitriny mahita an'i Kristy isika" na 2) "ankehitriny mahita an'Andriamanitra isika." # fa rahatrizay dia hifanatri-tava "fa rahatrizay dia hifanatri-tava amin'i Kristy isika." Izany dia midika fa ho eo anatrehan'i Kristy mivantana isika." # hahafantatra tanteraka "Hahafantatra tanteraka an'i Kristy aho" # toy ny nahafantarana ahy tanteraka Azo atao hoe: "toy ny nahafantaran'i Kristy ahy tanteraka" # Fa ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra "Zava-dehibe ny ... ankehitriny. Zava-dehibe ny ... Ary zava-dehibe ny" # ny finoana, ny fanantenana rahatrizay, ary ny fitiavana "matoky an'i Kristy isika, ary azontsika antoka fa hanao ny zavatra rehetra izay efa nampanantenainy ho antsika Izy, ary isika tia Azy dia mifankatia"