# Ny fitiavana dia mahari-po sady tsara fanahy ... miaritra ny zavatra rehetra Eto i Paoly dia miresaka momba ny fitiavana toy ny hoe olona iray. # Tsy mora tezitra Azo atao hoe: "Tsy misy olona afaka mampalaky tezitra azy" # Tsy mifaly amin'ny tsy fahamarinana. Fa kosa, mifaly amin'ny fahamarinana "Mifaly amin'ny fahamarinana sy ny marina irery ihany"