# ny kapoaka Ny tsara indrindra dia ny mandika izany ara-bakiteny. Ireo Korintiana dia nahafantatra ny kapoaka izay noraisiny, ka tsy "kapoaka tsotra" izany na "kapoaka sasany" na "kapoaka." Ireo mety ho dikany: 1) ny kapoakan-divay izay mety andrasan'ny olona ho ampiasainy na 2) ilay kapoaka fahatelo na fahaefatra amin'ny kapoakan-divay efatra izay nisotroin'ny Jiosy tamin'ny sakafon'ny paska. # Ataovy matetika izao fisotroana izao "Misotroa amin'ity kapoaka ity, ary isaky ny misotro amin'izany ianareo" # manambara ny fahafatesan'ny Tompo mampianatra ny momba ny fanomboana sy ny fitsanganana amin'ny maty # mandra-piaviny Ny toerana hahatongavan'i Jesosy dia afaka faritana mazava. DH: "Mandra-piverin'i Jesosy eto an-tany"