# miangona ianareo "miara-mivory" # tsy ny Fanasan'ny Tompo no hohaninareo "mety mino ianareo fa mihinana ny Fanasan'ny Tompo, kanefa dia tsy mandray izany am-panajana ianareo" # isakafoana sy isotroana "izay hiangonana mba hisakafoana" # tsinontsinoavina mankahala na tsy manaja amin'ny tsy fanomezam-boninahitra # hahetrinareo manala baraka na manao izay mahamenatra # Inona no tokony ho teneniko aminareo? Tokony hidera anareo ve aho? Mibedy an'ireo Korintiana i Paoly. DH: "Tsy afaka milaza na inona na inona tsara momba izany aho. Tsy afaka ny hidera anareo aho."