# Fa tsy ny hanina no hanolotra antsika eo amin'Andriamanitra Oharin'i Paoly amin'ny olona iray izay afaka hanao an'Andriamanitra handray antsika ny hanina. DH: "ny sakafo dia tsy manome sitraka antsika eo amin'Andriamanitra" na "ny sakafo izay hanintsika dia tsy mahatonga an'Andriamanitra ho faly amintsika" # Fa tsy ratsy indrindra isika raha tsy mihinana, na koa hoe tsara kokoa raha mihinana izany "Mety hihevitra ny olona sasany fa raha tsy mihinana ny zavatra sasany isika, dia ho kelikely kokoa ny fitiavan'Andriamanitra antsika. Saingy ho diso izy ireo. Ireo izay mihevitra fa ho tia antsika bebe kokoa Andriamanitra raha mihinana ireo zavatra ireo isika dia diso ihany koa" # olona osa ireo mpino tsy matanjaka amin'ny finoan'izy ireo # mahita ianao, izay manana Resahin'i Paoly toy ny hoe olona iray ireo Korintiana. # ny fieritreretany izay heveriny ho marina na diso # nasahiany hihinana "nandrisika azy hihinana"