# niaraka taminareo aho "Niara-namangy taminareo aho" # amin'ny fahalemena Ireo mety ho dikany: 1) "malemy ara-batana" na 2) "mahatsapa toa tsy afaka manao izay tokony ho nataoko aho." # ny teny fandresen-dahatry ny fahendrena ireo teny izay toa maneho fahendrena ary izay antenain'ny mpiteny hahatonga ny olona hanao na hino zavatra iray