# ho an'ireo izay nantsoin'Andriamanitra "ho an'ny olona izay nantsoin'Andriamanitra" # mitory an'i Kristy ... izahay "mampianatra ny momba an'i Kristy izahay" na "miteny ny momba an'i Kristy amin'ny olona rehetra izahay" # Kristy tahaka ny hery sy fahendren'Andriamanitra Ireo mety ho dikany: 1) "Niasa tamin-kery sy am-pahendrena Andriamanitra tamin'ny fandefasana an'i Kristy ho faty ho antsika" na "tamin'ny alalaní Kristy no nanehoan'Andriamanitra fa mahery sy manam-pahendrena Izy." # ny hery ... an'Andriamanitra Ny mety ho dikany hafa dia hoe i Kristy dia mahery ary tamin'ny alalan'i Kristy no hamonjen'Andriamanitra antsika. # fahendren'Andriamanitra Ny mety ho dikany hafa dia hoe: Andriamanitra nampiseho ny votoatin'ny fahendreny tamin'ny alalan'i Kristy. # ny fahadalan'Andriamanitra dia hendry noho ny olona, ary ny fahalemen'Andriamanitra dia matanjaka noho ny olona Izay antsoin'ny olona hoe fahadalan'Andriamanitra dia hendry tokoa noho izay antsoin'ny olona hoe fahendrena, ary izay antsoin'ny olona hoe fahalemenÁndriamanitra dia mahery tokoa noho ny herin'ny olona"