# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Eto ny teny hoe: "izahay" dia maneho an'i Paoly sy ireo mpampianatra Baiboly hafa. # Kristy voahombo "momba an'i Kristy, izay maty teo amin'ny hazofijaliana" # vato fanafintohinana Toy ny olona iray mety ho tafintohina amin'ny vato eny an-dalana, ny hafatry ny famonjena amin'ny alalan'ny fanomboana an'i Kristy ihany koa dia miaro ny Jiosy tsy hino an'i Jesosy. DH: "tsy azo ekena" na "tena manafintohina"