# Fampahafantarana ankapobeny Mitohy miteny amin'ny vahoaka momba ny famatsiany ho an'ny fanorenana ny temploy i Davida. # talenta telo arivo "talenta 3 000" # volamena avy any Ofira Volamena manana kalitao tsara indrindra sy sanda ambony indrindra.