# Azmaveta... Zebdy Ireo no anaran'ireo lehilahy. # niandraikitra "niandraikitra ny fiambenana" # tilikambo voaaro "tilikambo mahery" # niasa ny tany Izany dia midika hoe nabosesika avy any na nasaraka ny loto talohan'ny fambolena. # Sifama Izany no anaran'ilay toerana. # lakaly fitehirizana Ireo no faritry ny trano izay any ambanin'ny tany ary natao hitehirizana divay.