# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Manohy ny lisitry ny mpiandry vavahady izay nanomboka tao amin'ny 26:1 ity. # Obed-edoma Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 16:37 # Semaia... Jozabada... Joa... Sakara... Netanela... Amiela... Isakara... Peoletahy Ireo no anaran'ireo lehilahy. # no faharoa... fahavalo Mampiseho ny laharana izay nahaterahan'ireo zanaka lahy ity. D.H: "laharana 2... laharana 3... laharana 4 ... laharana 5... laharana 6... laharana 7... laharana 8" na "ny manaraka" ho an'ny tsirairay avy.