# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Manohy ny lisitra izay nanomboka tao amin'ny 25:9 ity. # fahaefatra ambin'ny folo... fahafito ambin'ny folo Mampiseho ny laharana izay nahavoafidy ireo fianakaviana ity. D.H: "laharana 14... laharana 15... laharana 16... laharana 17" # Matitia Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 25:1 # olona miisa roa ambin'ny folo "olona 12" # Jemerota Fanononana hafa ny hoe "Oziela" izany ao amin'ny 25:4 # Hanania Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 25:4 # Josbekasa Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 25:4