# tratran'ny sabatr'izy ireo Io andian-teny io dia fomba malefaka hamaritana fa matin'ny fahavalo. # sabatr'i Yaveh Io andianteny io dia mamaritra ny fomba famonoan'i Yaveh amin'ny alalan'ny fitaovana izay tian'ny miaramila ampiasaina mba hamonoana. # mandrava D.H: "mamono"