# Gazera ... Goba Ireo no anaran'ireo tanĂ na. # Sibekay ... Sipay ... Elanana ... Jaira ... Lamy Ireo no anaran'ireo lehilahy. # Hosatita ... Refaita ... Betlehemita ... Gatita Ireo no anaran'ireo vondron'olona. # resy mitarika olona na zavatra amin'ny alalan'ny fampianan-kery. # tsoran-kazo hazo lava sy manify. # vodi-tenon'ny mpanenona singan-kazo ampiasaina mba haninjirana tady tahaka ny kofehin-damba nozairina miaraka manodidina azy ireo.