# Ny ambany indrindra nitarika an-jatony Izany dia midika fa ny vondrona kely indrindra amin'ny tafika izay tarihan'ny mpitarika iray dia 100 # ny ambony indrindra nitarika an'arivony Izany dia midika fa ny vondrona lehibe indrindra amin'ny tafika izay tarihan'ny mpitarika iray dia 1000. # ny volana voalohany Izany dia volana voalohan'ny teti-andro Hebreo. izany mandritra ampahany farany ny volana Martsa ary ny ampahany voalohany ny volana Aprily amin'ny teti-andro andrefana. izany dia amin'ny fanombohan'ny lohataona rehefa tonga ny oram-parany.