plt_tn/mrk/11/22.md

20 lines
496 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Jesosy namaly azy ireo
"Jesosy namaly an'ireo mpianany"
# Lazaiko aminareo marina tokoa
"Izaho milaza ny marina aminareo." Io fehezanteny io dia manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka.
# na iza na iza miteny
"raha misy miteny"
# raha tsy misy fisalasalana ao am-pony fa mino
Eto ny teny hoe: "tsy misy fisalasalana" dia midika "finoana marina." Jesosy dia miteny ireo teny ireo ho fanasongadinana. DH: "raha mino marina ao am-pony"
# no hataon'Andriamanitra
"Andriamanitra hampisy"