plt_tn/mat/06/08.md

20 lines
854 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Miresaka amina vondron'olona ny amin'ny mety hanjoa azy ireo tsirairay i Jesosy. Miteny amin'izy ireo toy ny amina vondrona izy ao amin'ny hoe "mivavaha tahaka izao." Ny "ianao" rehetra aorian'ny "Rainay izay any an-danitra" dia manondro olon-tokana.
# Rainareo
Fiantsoana manan-danja ilazana an'Andriamanitra io.
# hamasinina anie ny anaranao
Eto ny hoe "anaranao" dia manondro an'Andriamanitra mihitsy. DH: "ataovy manaja anao ny olon-drehetra"
# Ho tonga anie ny fanjakanao
Eto ny hoe "fanjakana" dia maneho ny fanapahan'Andriamanitra toy ny mpanjaka. DH: hanapaka tanteraka eo amin'ny olon-drehetra sy ny zava-drehetra anie ianao"
# Hatao anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra
Azo atao hoe DH: "hiseho araka ny sitraponao tahaka ny any an-danitra anie ny zavatra rehetra ety an-tany."