plt_tn/mat/01/18.md

32 lines
1.4 KiB
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana aminny ankapobeny:
Io dia manomboka ampahan-tantara vaovao izay hamariparitanny mpanoratra ireo tranga mitondra makany aminny fahaterahani Jesosy.
# Ny reniny, Maria, dia natokana hanambady ani Josefa
“Ny reniny, Maria, dia handeha hanambady ani Josefa.” Raha ny tokony ho izy ny ray aman-dreny no manamboatra ny fanambadiana ho anireo zanany. DH: “Ireo ray aman-drenini Maria, renini Jesosy, dia nanaiky azy hanambady ani Josefa”
# Ny reniny, Maria, dia voatokana
“Talohanny nivadianizy ireo.” Mety maneho ani Maria sy Josefa miara-mandry io.
# Talohanny niarahanizy ireo
Talohanny nivadianizy ireo.” Mety maneho ani Maria sy Josefa miara-mandry io.
# hita fa nitoe-jaza izy
Azo atao aminny fehezan-teny tso-drafitra io: “hitanizy ireo fa hanananaka izy” na “ary nitoe-jaza izy” (izahao: Tso-drafitra na Mivadi-drafitra)
# avy taminny Fanahy Masina
Ny herinny Fanahy Masina no nahatonga ani Maria hanananaka alohanny nandriany niaraka tamina lehilahy.
# I Josefa, vadiny
Mbola tsy nanambady ani Maria i Josefa, saingy rehefa mifanaiky ny hifanambady ny lehilahy sy vehivavy iray, dia noraisinireo Jiosy ho toy ny mpivady izy ireo na dia mbola tsy miara-mipetraka aza. DH: “Josefa, izay tokony hanambady ani Maria” na “Josefa”
# hamarana ny fifanekeny taminy
"Hanafoana ny fikasan'izy ireo hivady"