plt_tn/psa/128/003.md

20 lines
852 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ho tahaka ny voaloboka mamokatra ao an-tranonao
Ny vady dia lazaina toy ny hoe voaloboka mamokatra voankazo betsaka. Ity dia midika fa tahaka ny voankazo ny ankizy ary ny vady no hanana zanaka marobe. DH: "mamokatra be ary hanome anao zanaka maro"
# ho tahaka ny zanak'oliva ireo zanakao
Ny zanaka dia ampitahaina amin'ny hazon'oliva noho ny fomba itomboan'izy ireo mba hiodidinana amin-javatra iray. Ny zanaka dia hanodidina ny latabatra ka hameno izany. DH: "hahazo zanaka marobe izay hitombo sy ho ambinina ianao"
# manodidina ny latabatrao
Izany dia manondro ny toerana izay iangonan'ny ankohonana. Matetika, izay rehetra mihinana amin'ny latabatry ny lehilahy dia eo ambany fahefany na fifehezany.
# mandritra ny androm-piainanao rehetra
"manerana ny fotoana iainanao"
# Ho amin'Israely anie ny fiadanana
"Hanam-piadanana anie Israely"