plt_tn/psa/107/017.md

16 lines
624 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Adala izy ireo tamin'ny fikomiana nataony
"Adala izy ireo raha nikomy tamin'i Yaveh"
# ary ory
"ary nijaly." Ny marimarina kokoa dia orin'ny aretina. DH: "ary tonga narary izy ireo"
# niha-nanakaiky ny vavahadin'ny fahafatesana izy ireo
Eto ny andalam-pahafatesana dia faritana ho toerana: "ny vavahadin'ny fahafatesana" DH: "efa ho faty izy ireo"
# Ka dia niantso mafy an'i Yaveh izy ireo tamin'ny fahoriany
Izany dia midika fa mivavaka amin'i Yaveh izy ireo mba hanampiany azy ireo. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 107:4. DH: "Ka dia nivavaka tamin'i Yaveh izy ireo mba hanampy azy ireo amin'ny fahoriany"