forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
616 B
Markdown
12 lines
616 B
Markdown
|
# ianareo ry fanjakan'ny tany
|
||
|
|
||
|
Eto ny "fanjakana" manondro ireo olom-pirenen'ny fanjakana. DH: "ianareo ry vahoaka izay olom-pirenen'ny fanjakana manerana ny tany rehetra" (UDB)
|
||
|
|
||
|
# Ho Azy izay miakatra any amin'ny lanitry ny lanitra
|
||
|
|
||
|
Ny teny "Mihira" dia azo apetraka ho fanombohan'ity andininy ity. Eto Andriamanitra dia sooritana toy ny hoe mandeha amin'ny kalesy eny an'habakabaka. DH: "Mihirà ho an'Andriamanitra izay mandeha mamakivaky ny habakabaka amin'ny kalesiny"
|
||
|
|
||
|
# Izy manandra-peo amin-kery
|
||
|
|
||
|
Ity fomba fiteny ity midika fa miteny amin-kery Izy. DH: "mihiaka amin-kery Izy" na "miteny mafy dia mafy Izy"
|