forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
966 B
Markdown
24 lines
966 B
Markdown
|
# Noho ny fahotan'ny vavan'izy ireo sy ny tenin'ny molotr'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny vava sy ny molotra dia ilazana zavatra izay lazain'ny vahoaka. DH: "Satria nanota tamin'izay nolazainy izy ireo" na "nohon'ny zavatra feno fahotana izay nolazain'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# aoka ho voasambotra ao amin'ny fireharehany izy ireo
|
||
|
|
||
|
Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "aoka hisambotra azy ireo ny vahoaka nohon'ny fieboebony"
|
||
|
|
||
|
# anehoan'izy ireo hevitra
|
||
|
|
||
|
"no itenenan'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# Levony amin'ny fahatezeranao izy ireo, levony izy ireo mba tsy hisy intsony
|
||
|
|
||
|
Ny fandravana azy ireo tanteraka dia lazaina toy ny hoe mandoro azy ireo na mihinana azy ireo. DH: "Tezera amin'izy ireo ka ravao tanteraka izy ireo mba tsy hisy hiangana"
|
||
|
|
||
|
# ao amin'i Jakoba
|
||
|
|
||
|
Jakoba eto dia ilazana an'i Israely. DH: "ao Israely"
|
||
|
|
||
|
# hatrany amin'ny faran'ny tany
|
||
|
|
||
|
"eny hatrany amin'ny toerana lavitra indrindra amin'ny tany." Izany dia manondro ny toerana rehetra eto an-tany. DH: "na aiza na aiza eto ambonin'ny tany"
|