plt_tn/psa/040/016.md

32 lines
798 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hiravoravo sy hifaly
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy ihany ary manamafy ny fahalehibiazan'ny hafaliana. DH: "mifalia tanteraka" (UDB)
# tia ny famonjenao
Ny anarana "famonjena" dia azo ambara ho asa. DH: "tia Anao satria nanavotra azy ireo Ianao" (UDB)
# Mahantra sy ory
Ireo teny ireo dia midika zavatra mitovy ihany ary manamafy fa tsy fahafa-manoatran'ny mpanoratra. DH: "tena ory"
# mihevitra ny momba ahy ny Tompo
ny Tompo mikarakara ahy"
# Ianao no famonjena ho ahy ... tonga amin'ny fanavotana ahy Ianao
Ireo andianteny ireo dia midika zavatra mitovy.
# Ianao no famonjena ho ahy
"Ianao no ilay mamonjy ahy"
# tonga amin'ny fanavotana ahy Ianao
"tonga hanamvotra ahy Ianao"
# aza mitaredretra
Izany dia azo atao amin'ny fomba mihabo. DH: "valio faingana: