forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
689 B
Markdown
16 lines
689 B
Markdown
|
# Akaiky Yaveh
|
||
|
|
||
|
Eto ny "akaiky" midika "vonona hanampy." DH: "Vonona hanampy mandrakariva Yaveh" (UDB)
|
||
|
|
||
|
# ny torotoro fo
|
||
|
|
||
|
Ny alahelo lalina dia lazaina toy ny hoe maratra ny fon'ilay olona. DH: "ireo olona izay malahelo loatra"
|
||
|
|
||
|
# izay torotoro fanahy
|
||
|
|
||
|
Ny olona izay kivy tanteraka dia lazaina toy ny hoe ny fanahin'izy ireo mihitsy no torotoro. DH: "ireo olona izay kivy tanteraka"
|
||
|
|
||
|
# Mihazona ny taolany rehetra Izy, tsy hisy ho tapaka izany na dia iray aza
|
||
|
|
||
|
Eto ny "taolany rehetra' dia ara-bakiteny, nefa midka ihany koa io fa Yaveh miahy ny amin'ilay olona manontolo. DH: "Mamatsy fiarovana tanteraka ho azy Izy, tsy ho tratry ny loza na amin'ny fomba ahoana na amin'ny fomba ahoana"
|