forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.3 KiB
Markdown
28 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
|
||
|
|
||
|
# Salamo nataon'i Davida
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
|
||
|
|
||
|
# Yaveh no mpiandry ahy
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miresaka momba an'i Yavehtoy ny hoe mpiandry ondry Izy. Izany dia manamafy fa Andriamanitra miahy ny olona toy ny mpiandry ondry miahy ireo ondriny. DH: "Yaveh dia tahaka ny mpiandry ondry amiko" na "Yaveh miahy ahy toy ny mpandry ondry miahy ny ondriny"
|
||
|
|
||
|
# tsy hanan-java-mahory aho
|
||
|
|
||
|
Azo atao amin'ny fomba mihiba izany. DH: "manana ny zavatra ilaiko rehetra aho" (UDB)
|
||
|
|
||
|
# Mampandry ahy amin'ny ahi-maitso Izy
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miresaka ny momba azy toy ny hoe ondry izy, ary momba an'i Yaveh toy ny hoe mpiandry ondry. DH: "Manome ahy fitsaharana tahaka ny mpiandry ondry mitarika ny ondriny handry amin'ny ahi-maitso Izy"
|
||
|
|
||
|
# mitarika ahy amoron'ny rano fialan-tsasatra Izy
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miresaka momba azy toy ny hoe ondry izy, ary momba an'i Yaveh tahaka ny hoe mpiandry ondry. DH: "Mamatsy izay ilaiko tahaka ny mpiandry ondry mitarika ny ondriny amoron'ny rano fialan-tsasatra Izy.
|
||
|
|
||
|
# rano fialan-tsasatra
|
||
|
|
||
|
"rano tony" na "rano mikoriana moramora." Azo antoka izany rano izany raha sotroina.
|