forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
401 B
Markdown
20 lines
401 B
Markdown
|
# ilay toerana
|
||
|
|
||
|
''ilay hazo'' na ''izay nisy an'i Zakaiosy''
|
||
|
|
||
|
# nidina faingana izy
|
||
|
|
||
|
''nidina faingana Zakaiosy''
|
||
|
|
||
|
# nitaraina avokoa ny rehetra
|
||
|
|
||
|
Ireo Jiosy dia nankahala ny mpamory hetra ary tsy nieritreritra hoe ny olona tsara dia tokony hifandray amin'izy ireny.
|
||
|
|
||
|
# Niditra hamangy lehilahy izay mpanota Izy
|
||
|
|
||
|
'''Niditra ao an-tranon'ny mpanota Jesosy mba hamangy azy''
|
||
|
|
||
|
# mpanota
|
||
|
|
||
|
''tena mpanota''
|