plt_tn/luk/12/41.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ao amin'ny andininy faha 42, dia manomboka miteny fanoharana hafa Jesosy.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ao amin'ny andininy faha 41, dia misy fihatoana ao amin'ny andalan-tantara raha manontany fanontaniana an'i Jesosy momban'ilay fanoharana teo aloha Petera.
# Iza ary no ... amin'ny fotoana mety?
Jesosy mampiasa fanontaniana mba hamaliana an-kolaka ny fanontanian'i Petera. Nanantena ireo te-ho mpitantana mahatoky Izy mba hahazo fa ilay fanoharana dia momban'izy ireo.
# mpitantana mahatoky sy hendry
Jesosy miteny fanoharana hafa momban'ny tokony hapa-olo-mahatoky ireo mpanompo eo am-piandrasana ny tompon'izy ireo hiverina.
# izay ho tendren'ny tompony ho ambonin'ireo mpanompony hafa
"izay hampiandraiketin'ny tompony ireo mpanompony hafa"
# Sambatra izany mpanompo izany
"ahoana ny hatsaran'izany ho an'izany mpanompo izany"
# izay hitan'ny tompony manao izany rehefa tonga izy
"raha hitan'ny tompony manao izany asa izany izy rehefa miverina ny tompony''
# Lazaiko marina aminareo
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe tokony hifantoka amin'izay ho lazaina eo izy ireo.
# ho tendreny hanapaka ny fananany rehetra izy
"hametraka azy hiandraikitra ny fananany rehetra"