plt_tn/luk/12/33.md

40 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# omeo ny mahantra
Mety hanampy ny filazana izay raisin'izy ireo. DH: "omeo ny olona mahantra ny vola azonareo avy amin'ny varotana"
# Manaova fitoeram-bola ho an'ny tenanareo ... harena any an-danitra
Ny fitoeram-bola sy harena any an-danitra dia zavatra mitovy ihany. Samy maneho ny fitahian'Andriamanitra any an-danitra izany.
# Manaova fitoeram-bola ho an'ny tenanareo
Ity no vokatry ny fanomezana ny mahantra, DH: "amin'izany dia hanao fitoeram-bola ho an'ny tenanareo ianareo"
# fitoeram-bola izay tsy mety ho tonta
"kitapo fitoeram-bola izay tsy misy lavaka amin'izany"
# izay tsy mety lany
"izay tsy mety mihena"
# tsy misy mpangalatra manakaiky
"tsy manatona akaiky ireo mpangalatra"
# tsy misy kalalao manimba
"tsy simbain'ny kalalao"
# kalalao
Ny "kalalao" dia biby kely izay mandavaka lamba. Mety mila mampiasa biby hafa ianao, toy ny hoe vitsika na vitsikazo.
# any amin'izay hitoeran'ny harenareo, dia ho any ihany koa ny fonareo
"ny fonareo dia hifantoka amin'izay hitahirizanareo ny harenareo"
# ny fonareo
Eto ny "fo" dia maneho ny eritreritrin'ny olona iray.