forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1007 B
Markdown
24 lines
1007 B
Markdown
|
# Dia hoy izy ireo taminy hoe
|
||
|
|
||
|
"Ireo mpitarika fivavahana tamin'i Jesosy"
|
||
|
|
||
|
# Moa ve misy olona mahavita ... mitoetra eo amin'ireo ny mpampakatra?
|
||
|
|
||
|
Jesosy nampiasa ity fanontaniana ity mba hampieritreritra ny olona trangan-javatra izay efa fantatr'izy ireo. DH: "Tsy misy olona milaza ny havan'ny mpampakatra hifady hanina raha mbola mitoetra miaraka amin'izy ireo eo izy"
|
||
|
|
||
|
# havan'ny mpampakatra
|
||
|
|
||
|
"vahiny" na ''namana." Ireo dia namana izay mankalaza miaraka amin'ny lehilahy izay hanambady.
|
||
|
|
||
|
# mampifady hanina ny havan'ny mpampakatra
|
||
|
|
||
|
Ny fifadiana dia famantarana ny alahelo. Ireo mpitarika fivavahana dia nahatakatra fa tsy hifady hanina ireo mpanatrika ny fanambadiana raha mbola miaraka amin'izy ireo eo ny mpampakatra.
|
||
|
|
||
|
# Fa ho avy ny andro izay
|
||
|
|
||
|
"tsy ho ela"
|
||
|
|
||
|
# hanesorana ny mpampakatra eo amin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Jesosy dia mampitaha ny tenany amin'ny mpampakatra, ary ireo mpianatra no mpanatrika. Tsy nanazava ilay sariteny Izy, noho izany rehefa ilaina ihany vao tokony hanazava izany ny fandikan-teny.
|