plt_tn/jdg/04/23.md

12 lines
447 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# no nandresen'Andriamanitra an'i Jabina, mpanjakan'i Kanana, teo anoloan'ny vahoakan'Israely
Ny fandresen'Israely an'i Jabina sy ireo tafiny izay nataon'i Yaveh dia resahina toy ny hoe Andriamanitra tenany mihitsy no nandresy an'i Jabina fa ny vahoakan'Israely mijery.
# Ny hery
"Ny herin'ny miaramila"
# ringan'izy ireo azy
Eto ny hoe "azy" dia manondro an'i Jabina izay nisolo tena ny tafiny. DH: "naringan'izy ireo i Jabina sy ny tafiny"