forked from WA-Catalog/plt_tn
17 lines
1.2 KiB
Markdown
17 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# izany dia araky ny efa voasoratra
|
||
|
|
||
|
Eto Paoly milaza ny soratra masina eo izay firesahan'i Kristy (Mesia) an'Andriamanitra. Afaka adika hoe. DH: "ny Mesia nilaza an'Andriamanitra tao amin'ny soratra masina"
|
||
|
|
||
|
# Ny faniratsiran'ireo izay maniratsira anao dia mianjera amiko
|
||
|
|
||
|
Eto i Paoly dia manambara ny tenin'ny Soratra Masina iray izay iresahan'i Kristy (ilay Maesia) amin'Andriamanitra. DH: "Ny faniratsiran'ireo izay maniratsira an'Andriamanitra dia nianjera teo amin'ny Kristy.''
|
||
|
|
||
|
# Fa na inona na inona voasoratra teo aloha dia voasoratra ho fampianarana antsika
|
||
|
|
||
|
Afaka adika hoe DH: "Tamin'ny andro taloha, dia nanoratra ireo zava-drehetra ao amin'ny Soratra masina mba hampianarana antsika ireo mpaminany"
|
||
|
"isika": Ampidirin'i Paoly ao anatin'izany ireo mpamaky sy ireo mpino hafa.
|
||
|
|
||
|
# mba amin'ny alalan'ny faharetana sy amin'ny alalan'ny fampaherezan' ny Soratra Masina no hananantsika toky.
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "hananantsika toky" dia midika fa ireo mpino dia hahalala fa Andriamanitra dia mahatoky amin'ny fampanantenany. Afaka hazavaina feno amin'ny fandikan-teninao izany. DH: "amin'izany dia hampahery antsika ny soratra masina mba hanantena fa Andriamanitra dia hanao ireo zava-drehetra izay nampanantenainy ho antsika''
|