forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.4 KiB
Markdown
24 lines
1.4 KiB
Markdown
|
# raha tsy mitohy amin'ny tsy finoany izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny fehezanteny hoe "tsy mitohy amin'ny tsy finoany izy ireo" dia afaka adika hoe DH: "Raha manomboka mino an'Kristy ireo Jiosy"
|
||
|
|
||
|
# dia averina hatambatra izy ireo
|
||
|
|
||
|
I Paoly dia miresaka momba ireo Jiosy ho toy ny rantsana izay afaka averina hatambatra eo amin'ny hazo indray raha manomboka mino an'i Jesosy. Afaka adika hoe DH: "Andriamanitra hamerina hanambatra azy ireo indray"
|
||
|
|
||
|
# hatambatra
|
||
|
|
||
|
Izany dia fomba mahazatra hametrahana ny ratsan-kazo iray eo amin'ny hazo iray hafa mba hitomboan'izany rantsana izany eo amin'izany hazo izany.
|
||
|
|
||
|
# Fa raha notapahina tamin'ny hazo oliva-dia ianareo, ka natsofoka tamin'ny hazo oliva tsara, dia ho betsaka mihoatra toy ny ahoana ireo jiosy, izay sampana voajanahary, hatambatra amin'ny hazon'olivan'izy ireo manokana?
|
||
|
|
||
|
Paoly dia manohy miresaka momba ireo mpino Jentilisa sy ireo Jiosy ho toy ny rantsana avy amin'ny hazo iray. Afaka adika hoe DH: "Fa raha Andriamanitra no manapaka anareo hiala amin'ny oliva-dia voajanahary, ary nanambatra anareo tamin'ny hazon'oliva tsara, dia akory ny hanamabrany ireo Jiosy, amin'ny hazo olivan'izy ireo?
|
||
|
|
||
|
# rantsana
|
||
|
|
||
|
Miresaka ny amin'ireo Jiosy sy Jentilisa ho toy ny rantsana i Paoly. Ny "rantsana voajanahary" dia maneho ireo Jiosy, ary ny "rantsana natambatra" dia maneho ireo mpino Jentilisa.
|
||
|
|
||
|
# izy ireo ... izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ireo teny ireo dia manondro ny Jiosy avokoa.
|