forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# raha ianao, sampana olivadia
|
||
|
|
||
|
Ny mpisolo-tena "ianao," ary ny teny hoe "sampana oliva-dia," dia ilazana ny olona Jentilisa izay nandray ny famonjena tamin'ny alalan'i Jesosy.
|
||
|
|
||
|
# Fa raha notapahina ny rantsana sasany
|
||
|
|
||
|
Eto i Paoly dia mampitaha ireo Jiosy izay nandà an'i Jesosy amin'ny "rantsana notapahina." Afaka adika hoe DH: "Fa raha nisy olona nanapaka ny sasany amin'ireo rantsana"
|
||
|
|
||
|
# natambatra teo amin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Eto i Paoly miresaka mampitaha irao Kristiana Jentilisa amin'ny "rantsana natambatra." Afaka adika hoe DH: "Andriamanitra namatotra anareo tamin'ny hazo teo amin'ireo sampana sisa tavela"
|
||
|
|
||
|
# ny faka-mamokatrin'ny hazo oliva
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "faka-mamokatra" dia sarin-teny entina ilazana ireo fampanantenan'Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# aza mirehareha amin'ireo sampana
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "ireo sampana" dia sarin-teny entina ilazana ireo olona Jiosy. DH: "aza miteny ho tsara noho ireo olona Jiosy izay nolavin'Andriamanitra ianao"
|
||
|
|
||
|
# tsy ianao no mitondra ny fakany, fa ny fakany no mitondra anao.
|
||
|
|
||
|
Paoly dia milaza hatrany fa ireo mpino Jiosy no sampana. Noho ny fanekena fampanantenana izay nataony tamin'ireo Jiosy ihany no hamonjen'Andriamanitra azy ireo.
|