forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
998 B
Markdown
28 lines
998 B
Markdown
|
# Fa ny fahamarinana izay avy amin'ny finoana dia milaza hoe
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "fahamarinana" dia voafaritra ho toy ny olona izay afaka miteny. DH: "Fa Mosesy nanoratra momba ny fomba hanamarinan'ny finoana ny olona eo anoloan'Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# Aza milaza izao ao am-po
|
||
|
|
||
|
Niresaka tamin'ireo olona toy ny miresaka amin'ny olona iray ihany i Mosesy. DH: "Aza miteny amin'ny tenanao"
|
||
|
|
||
|
# Iza no hiakatra any an-danitra?'
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fanontaniana i Mosesy mba hampianarany ny mpihaino. Afaka adika hoe DH: "Tsy misy afaka miakatra any an-danitra"
|
||
|
|
||
|
# izany dia, ny mampidina an'i Kristy
|
||
|
|
||
|
"mba hampidinan'izy ireo an'i Kristy eto an-tany"
|
||
|
|
||
|
# Iza no hidina any amin'ny lalina
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fanontaniana i Mosesy mba hampianarana ireo mpihaino. DH: Tsy misy olona afaka midina ary miditra any amin'ny toerana izay misy ny fanahin'ireo olona maty"
|
||
|
|
||
|
# zany dia, mampiakatra an'i Kristy amin'ny maty
|
||
|
|
||
|
"mba hampitsanganan'izy ireo an'i Kristy amin'ny maty"
|
||
|
|
||
|
# maty
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "maty" dia midika fahafatesana ara-nofo.
|