forked from WA-Catalog/plt_tn
40 lines
1.2 KiB
Markdown
40 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# izao tontolo izao
|
||
|
|
||
|
Io dia filaza masaka ilazana ny izao tontolo izao izay fantatr'izy ireo, izay midika ihany koa hoe Fanjakana Romana
|
||
|
|
||
|
# Fa Andriamanitra no vavolombeloko
|
||
|
|
||
|
Paoly dia manamafy fa izy dia mivavaka fatratra ho azy ireo ary nahita azy nivavaka Andriamanitra. Ny teny hoe "fa" matetika dia tsy adika.
|
||
|
|
||
|
# Ao amin'ny fanahiko
|
||
|
|
||
|
Ny fanahin'ny olona dia ampahany aminy izay afaka mahafantatra an'Andriamanitra ary mino azy.
|
||
|
|
||
|
# filanzatsaran'ny Zanany
|
||
|
|
||
|
Ny vaovao mahafalin' ny Baiboly (filazantsara) dia izay nanoloran'ny zanak'Andriamanitra ny tenany ho Mpamonjin'izao tontolo izao.
|
||
|
|
||
|
# Zanaka lahy
|
||
|
|
||
|
Izany dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# Miresaka anareo Aminy Aho
|
||
|
|
||
|
''Miresaka momba anareo amin'Andriamanitra aho''
|
||
|
|
||
|
# Mangataka foana Aho amin'ny vavaka ataoko ny mba hahombiazako amin'ny fomba rehetra ... ho tonga aminareo.
|
||
|
|
||
|
"Isaky ny mivavaka aho, dia mangataka amin'Andriamanitra aho mba ... mba hahomby ... amin'ny fahatongavana hamangy anareo"
|
||
|
|
||
|
# Amin'ny fomba rehetra
|
||
|
|
||
|
"Amin'ny fomba rehetra izay hamelàn'Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# Ary farany
|
||
|
|
||
|
"Amin'ny farany" na "farany"
|
||
|
|
||
|
# araka ny sitrapon'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
''Satria maniry izany Andriamanitra"
|