forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
500 B
Markdown
16 lines
500 B
Markdown
|
# manohana izay rehetra lavo ... manangana izay rehetra mitanondrika
|
||
|
|
||
|
Ny mpanao salamo miteny an'i Yaveh mampahery olona toy ny hoe mamonjy olona izay tena ketraka. Azonao atao ny mandika ireo andalana roa ireo ho fehezanteny iray ihany. DH: "mampahery ireo izay kivy"
|
||
|
|
||
|
# Ny mason'ny rehetra miandry
|
||
|
|
||
|
"Miandry ny rehetra"
|
||
|
|
||
|
# Mamelatra ny tananao Ianao
|
||
|
|
||
|
"Mamatsy malalaka Ianao"
|
||
|
|
||
|
# mahafapo ny fanirian'ny zava-manan'aina rehetra
|
||
|
|
||
|
"manome mihoatra izay ilainy sy mihoatra izay irian'ny rehetra Ianao"
|