plt_tn/psa/119/107.md

12 lines
401 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# araka izay nampanantenainao tamin'ny teninao
Eto ny "teny" dia maneho izay ampitain'Andriamanitra ho an'ny vahoaka. DH: "araka izay nampanantenainao hatao" (UDB)
# ny fanati-tsitrapo avy amin'ny vavako
Ny mpanoratra miteny ny fivavany toy ny hoe sorona izay atolony ho an'Andriamanitra. DH: "ny fivavako ho sorona ho Anao"
# avy amin'ny vavako
Eto ny "vava" dia maneho an'ilay olona manontolo.