plt_tn/psa/061/008.md

8 lines
281 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hihira fiderana ho an'ny Anaranao mandrakizay aho
Eto ny hoe "anarana" dia misolo tena an'Andriamanitra ihany. DH: "hihira fiderana ho Anao mandrakariva aho" (UDB)
# ireo voadiko
Izany dia ilazana ny fampanantenana ny amin'ny hanolorana sorona isan'andro ho an'Andriamanitra.