forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
779 B
Markdown
16 lines
779 B
Markdown
|
# Aza mirehareha amin'ny ampitso
|
||
|
|
||
|
Fampitandremana mba tsy hieboebo ny amin'izay andrasanao ho avy rahampitso io. Azo atao mazava tsara io. DH: "Aza milaza am-pireharehana momba ny fikasana ho an'ny rahampitso"
|
||
|
|
||
|
# izay mety ho entin'ny anio
|
||
|
|
||
|
Ny zavatra mitranga amin'ny andro iray dia resahina toy ny hoe ilay andro no hitondra izany tranga izany. DH: "izay hitranga anio" na "izay hitranga rahampitso"
|
||
|
|
||
|
# ny vavanao ihany ... ny molotrao ihany
|
||
|
|
||
|
Ireo andian-teny roa ireo manambara ny "vava" sy ny "lela" ho miteny satria rantsan'ny vatana izay ampiasaina hitenenana ireo. DH: "ny tenanao ... ny tenanao"
|
||
|
|
||
|
# ny vahiny fa tsy ny molotrao ihany
|
||
|
|
||
|
Azo ampiana avy ao amin'ny andian-teny teo alohan'ity ny teny latsaka eto. DH: "aoka ny vahiny fa tsy ny molotrao ihany no hidera anao"
|