forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
850 B
Markdown
24 lines
850 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).
|
||
|
|
||
|
# Amin'ny farany
|
||
|
|
||
|
"Aorian'ny isotroanao izany"
|
||
|
|
||
|
# izany dia manaikitra toy ny bibilava ... manindrona toy ny menarana
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "izany" dia manondro ny "divay raha mena." Ny hoe "manaikitra" sy "manindrona" dia sarinteny ilazana ny fahatsapan'ny olona rehefa misotro divay be loatra. DH: "mahatonga anao hahatsapa harary tahaka ny hoe nisy bibilava nanaikitra anao ary nisy menarana nanindrona anao"
|
||
|
|
||
|
# menarana
|
||
|
|
||
|
karazana bibilava misy poizina
|
||
|
|
||
|
# ny fonao hamoaka zava-betaveta
|
||
|
|
||
|
Ny fo dia ilazana ny olona izay sainin'ny olona sy anapahany hevitra hatao. DH: "hisaina izany ianao ary hanapa-kevitra ny hanao zava-betaveta"
|
||
|
|
||
|
# zava-betaveta
|
||
|
|
||
|
Zavatra izay ambaran'Andriamanitra fa tsy mety ara-moraly sady ratsy; zavatra izay feno faharatsiana.
|