forked from WA-Catalog/plt_tn
4 lines
425 B
Markdown
4 lines
425 B
Markdown
|
# Ireo famelezana izay mandratra manaisotra ny ratsy ary ny kapoka dia mahatonga ny any anaty lalina hadio
|
||
|
|
||
|
Samy mitovy hevitra ihany ireo fanambarana ireo ary averina mba ho fanamafisana. Ny fampiasana famaizana ara-batana mba hananarana olona iray dia resahina toy ny hoe loto ny ratsy ary ny kapoka no nanadio azy. DH: "Ny fikapohana olona iray izay nanao ny tsy mety no hanitsy azy ka hahatonga azy ho olona tsara kokoa"
|