plt_tn/pro/08/24.md

8 lines
324 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka ny Fahendrena.
# Talohan'ny nametrahana ireo tendrombohitra
"Talohan'ny nametrahana ny foto-tendrombohitra teo amin'ny toerany." Azo atao koa hoe DH: "Talohan'ny nanamboaran'Andriamanitra ny fototry ny tendrombohitra sy nametrahany azy teo amin'ny tokony hitoerany"