plt_tn/pro/01/12.md

32 lines
1.4 KiB
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny andininy faha 12-14 no mamarana ilay filazana momba ireo mpanota mitady haningotra ny hafa mba hanota izay nalaina sary an-tsaina.
# Andeha hatelintsika velona ireny, tahaka ny fakàn'ny Fiainan-tsy Hita ireo izay salama
Ireo mpanota dia miresaka momba ny famonoana olona tsy manan-tsiny tahaka ny hoe Fiainan-tsy Hita izy ireo ary hitondra ny olona velona sady matanjaka hidina any amin'ny toerana izay alehan'ny maty.
# Andeha hatelintsika ... tahaka ny fakàn'ny Fiainan-tsy Hita
Ity dia mireska momba ny fasana tahaka ny hoe olona izay mitelina olombelona ary mitondra azy ireo midina any amin'ny fitoeran'ny maty.
# tahaka ny fakàn'ny Fiainan-tsy Hita ireo izay salama
Ireo rasty fanahy dia miandry ny hamotika ireo hazany tahaka ny fomba fakan'ny Fiainan-tsy Hita, izay fitoeran'ny maty, na ireo olo-matanjaka aza.
# hanao azy ireo ho toy ireo izay milatsaka an-davaka
Ireo mety ho heviny dia 1) maneho ireo mpandeha milatsaka anaty lavaka lalina izay tsy hisy hahita azy ireo mihitsy izany na 2) eto ny "lavaka" dia teny iray hafa izay midika hoe Fiainan-tsy Hita na ny toerana izay alehan'ireo olona maty.
# Atsipazo miaraka aminay ny filokanareo
Fomba fiteny io. DH: "Andao hiaraka aminay"
# hanana poketra iray ihany isika rehetra
Eto ny "poketra" dia maneho ny zavatra rehetra izay angalarin'izy ireo. DH: "ho zaraintsika mitovy izay rehetra angalarintsika''
# poketra
kitapo fitondrana vola